Dia manomboka indray ny asa manaraka e. Site ho an’ny comité française pour les produits de beauté hono izy ity. Asa raha mba mahatsara tarehy ny fanaovana azy ity na vao maika koa hampiketrona sy hampitombo ny rides sy ny volo fotsy.
Comité française pour les produits de beauté
7 juillet 2009weekend Bira 06-2009
7 juillet 2009![]() |
Dia mba nanararaotra kely an’ity weekend lavalava ny 26 jona ity nisintahana kely fa leo ny zavatra hiainana eto amin’ny ville eto e. Tapaka ny hevitra fa mba hivoaka kely ho any bira any ka dia roso ny dia. Sady mba nampifaly ny kilonga no mba niala sasatra kely. Nahafinaritra ny dia fa dia asa hoe rahoviana indray vao hisy ny manaraka. |
